|
|
|
|

Entry1  fanafenana
Root  2  afina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  fametrahana zavatra amin' ny toerana iray tsy hahitana azy; fanaronana zavatra mba tsy ho hita
5  toerana anafenana zavatra matetika
6  fanitrihana ny maty alevina [1.1]
Explanations in French  7  l’action de cacher, etc. le lieu où l’on cache [1.3]
Examples  8  Dia heverinao ho mora ve ny fanafenana zavatra makadiry toy io? [1.1]
9  Ato no fanafenan-dRakoto ny fanalahidy [1.1]
10  Nony tapitra ny andro fampisehoana azy tambony vohitra, dia nentina nafenina tao am-pasana tany amin' ny tendrombohitra fanafenana Andriamanjaka izy. [2.69]

Updated on 2023/01/20