Entry |
fampitanana
(tana)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavatra apetraka ho antoka: Tsy manam-bola intsony Rakoto ka ny famantaranandrony no napetrany ho fampitanana [1.1]
|
Explanations in English | [Rel. s. from mampitana (tana).] A pledge, security, hostage. See antoka. [1.2]
|
Explanations in French | (dans toute l'île) Nom des philtres d'amour, que les femmes administrent à leurs maris pour qu'ils leur restent fidèles. Ce sont en général des préparations anodines. La plus réputée est la tisane faite avec la racine du riz, Oryza sativa L. (Poaceae).
[1.196]
|
Examples | Ary hoy izy: Inona no fampitanana homeko anao?
[2.996]
|
Vocabulary |
|