Entry | 1 fampitanana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zavatra apetraka ho antoka: Tsy manam-bola intsony Rakoto ka ny famantaranandrony no napetrany ho fampitanana |
Explanations in English |
4 [1.2] [Rel. s. from mampitana (tana).] A pledge, security, hostage. See antoka. |
Explanations in French |
5 [1.196] (dans toute l'île) Nom des philtres d'amour, que les femmes administrent à leurs maris pour qu'ils leur restent fidèles. Ce sont en général des préparations anodines. La plus réputée est la tisane faite avec la racine du riz, Oryza sativa L. (Poaceae). |
Examples |
6 [2.996] Ary hoy izy: Inona no fampitanana homeko anao? |
Vocabulary |
7 Botany |
Root | 8 tana |
Scientific name |
|
Updated on 2024/12/26 |
![]() |