|
|
|
|

Entry1  fampirafesana (rafy)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Relationships: family
Explanations in English  4  polygamy [1.2]
Examples  5  Fa tsy hisy fampirafesana no tianao holazaina? [2.528#]
6  Ny fikasany voalohany dia ny fomba manao ahoana no hialany amin' ny fampirafesana? [2.270#]
7  Izy no miambina ny fandraràna ny tangena, ny fandraràna ny fisaoram-bady, ny fampirafesana, ny fisotroan-toaka sns. [2.508#]

Updated on 2023/04/08