Entry fampiodinana (odina)
Part of speech noun
Explanations in French L'action de faire révolter [1.3]
Examples Fa izany mpaminany na mpanonofy izany dia hatao maty satria efa nanao teny fampiodinana amin' i Jehovah Andriamanitrareo Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta ka nanavotra anao tamin' ny trano nahandevozana), mba hitaona anao hiala amin' ny lalana izay nasain' i Jehovah Andriamanitrao halehanao. [2.996]
Synonyms fanodinana

Updated on 2023/02/25