Entry fampijaliana (jaly)
Part of speech noun
Explanations in English Oppression [1.470]
Explanations in French Oppression [1.470]
 Action de faire souffrir, de faire atten [...] [full text in 1.5]
Examples 
1Teo ireo zavatra rehetra natao teo an-toerana, ny fisamborana, ny fampijaliana, ny famonoana. [2.472]
2Nanomboka indray ny famonoana tsy ahoan-tsy ahoana sy ny fampijaliana ny babo noho ny antony maivana. [2.5]
Morphology 
Simple : fampijaliana, fampijaliako, fampijalianao, fampijaliany, fampijaliantsika, fampijalianay, fampijalianareo, fampijalian', fampijalian-, fampijaliam-, fampijalia-
Prefixed : -pampijaliana, -pampijaliako, -pampijalianao, -pampijaliany, -pampijaliantsika, -pampijalianay, -pampijalianareo, -pampijalian', -pampijalian-, -pampijaliam-, -pampijalia-

Updated on 2024/02/17