|
|
|
|

Entry1  fampifandraisana
Root  2  ray
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.13] fampiharoana volo
Explanations in French  5  [1.13] intégration
Examples  6  Mitana toerana lehibe ny Karana, hoy i B. Schlemmer, amin' ny fampifandraisana ny fomba famokarana sakalava ao amin'ny fomba famokarana kapitalista. [2.606]
7  Kanefa raha nampiharina tamim-pilaminana sy tamim-pahamendrehana izany dia ho nahazoana vokatra amin' ny lafiny fampifandraisana sy fampianarana ny mponina ary fampiasana ny loharanon-karena amin' ny fomba samihafa [4.27]
Compound words 

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21