Entry | fampianarana (anatra) | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Fampahalalana, fanoroana zavatra tsy hay; fanaovana izay hampahay zavatra olona: Ilana olona mahay sy be fandavan-tena ny fampianarana Antokon-draharaha miandraikitra ny fanoroana, ny fampahazoana fahaizana ny ankizy: Ho tonga rahampitso ny Minisitry ny Fampianarana Fomba fampianatra: Tsy tiako ny fampianaran-dRangahy io fa misafotofoto be lhany Fitambaran' ny hevitra iompanan' ny fivavahana, filozofia iray: Ny fampianaran' i Kristy [1.1] | ||||||
Explanations in English | Teaching, instruction [1.7] | ||||||
Explanations in French | Enseignement [1.8] | ||||||
Examples |
| ||||||
Article | Randzavola: fampianarana ao amin' ny Baiboly | ||||||
Updated on 2023/01/20 |