Entry | 1 fampatoriana |
Root | 2 tory |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 [1.66.fr#498] hypnotisme |
Examples |
5 Tsy navelan' ny dokotera notaitairina rahateo koa fa harerahan-tsaina, hono, no nahazo ahy ka nampiany fampatoriana kely aza angamba ny fanafody. [2.643] 6 Nanamarika an' izany ny fanendren' ny Ben' ny tanàna ny tompon' andraikitry ny fokontany izay nofidin' ny olom-pirenena teo aloha, ny fampatoriana ny Faritany mizaka tena, na dia manana ny satany amin' ny Lalàm-panorenana aza izany rafitra izany, ary koa ny fametrahana ny Faritra amin' ny fepetra tsy manaja ny Lalàm-panorenana. [4.27] |
Vocabulary |
7 Health |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |