Entry fampandrian-tany
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fepetra ara-miaramila noraisin'ny mpitondra eo amin'ny firenena iray misy korontana na fikomiana mba hampilamina ny tany sy ny fanjakana [1.13]
Explanations in French Pacification [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31