|
|
|
|

Entry1  fampakaram-bady
Elementary words  2  fampakarana, vady
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady [1.1]
Explanations in English  5  [vady, a partner.] A marriage; usually the time of marriage, or the marriage ceremonies, a wedding. [1.2]
6  a wedding [1.7]
Explanations in French  7  mariage [1.8]
Examples  8  Dia nisy fampakarambady nangotrakotraka teo Ambohidratrimo sy Ambohitsitakatra tamin' iray andro izay [1.436#]
Synonyms  9  mariazy, fampakarana

Updated on 2023/11/26