|
|
|
|

Entry 1  famoronana
Root  2 forona
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Fanaovana zavatra tsy mbola nisy nanao: Ny Sinoa no nahita voalohany ny famoronana ny vanja [1.1]
Explanations in French  7 La création, l’invention, la production, la formation, la fondation, la fabrication, la construction, l'action de se procurer, le lieu, le temps, les instruments, la matière. [1.3#188]
Examples  8  Fa efa tapitra ny andron' ny famoronana. [2.5#36]
9  Ny halehiben’ireo fihondronam-by an-kibon’ny tany ireo (tahiry, fampiasam-bola ilaina, famoronana asa, sns. [4.27]
Combinations  10  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word famoronana
Article  11 Randzavola: famoronana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  famoronana, 12 fanamorano, 13 fanamorona

Updated on 2026/04/19