Entry famongarana (fongatra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihadiana zavatra nototofana, fampisehoana zavatra niafina [1.1]
Explanations in French L’action d’extraire, de faire revivre, d’exhiber [1.3]
Examples 
1Ny fanomanana ny famadihana sy famongarana ny faty. [2.436]
2ny hariva mialoha ny famongarana aza dia antsoina amin' ny anarany izy ka ilazana fa hoentina. [2.436]

Updated on 2023/01/06