|
|
|
|

Entry (1/3)1  famoha
Root  2  foha
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  [1.3#179] Ce qu’on peut faire lever, manière de faire lever
Compound words 

Entry (2/3)6  famoha
Root  7  voha
Part of speech  8  noun or adjective
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Fomba entina mamoha
Azo vohaina
Explanations in French  10  [1.3#846] Ce qu'on peut ouvrir, manière d’ouvrir
11  [1.19] [Tankarana] qui sert à ouvrir.
Examples  12  Lasa narahiny moramora Ibaomaria, notakolahany tamin' ilay varavarana atsinanana tsy mba famoha loatra. [2.499#]
13  Ary Iampelasoamananoro dia nankeo am-baravarankely, ary Ibonia nankeo am-baravarambe, ka dia nampiarahiny ny famoha ny varavarana; [1.406#]

Entry (3/3)14  famoha
Part of speech  15  noun
Explanations in French  16  [1.19] [Tankarana] arbre
Vocabulary  17  Botany: tree

Anagrams  18 

Updated on 2025/01/21