|
|
|
|

Entry (1/3)1  famoaka (voaka)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fomba entina mamoaka [1.1]
Explanations in French  4  ce qu'on peut faire sortir, montrer, manière de montrer [1.3#843]
Compound words 

Entry (2/3)6  famoaka (voaka)
Part of speech  7  adjective
Explanations in Malagasy  8  Azo avoaka [1.1]
Examples  9  Tsy famoaka any ivelany izany. [2.472#]

Entry (3/3)10  famoaka
Part of speech  11  noun
Vocabulary  12  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  13  Bibikely ampidirina amin' ny lavaky ny angely mba hamoaka sy hihantsy azy hivoaka hampiadina [1.1]
Explanations in English  14  Any insect used in ferreting out the antsiondahy from its hole. [1.2]

Anagrams  15  famaoka, famoaka, mafoaka, maka afo

Updated on 2022/11/13