Entry famoaboasana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanazavan-kevitra aorinan' ny fandinihana sy famakafakana natao: Hahaliana ny nanaovany famoaboasana momba ny fihavanana [1.62]
Examples 
1Marobe ny famoaboasana efa vita tao anatin'ilay boky. [2.356]
2Hadihadio avy amin' ny famoaboasana ity lahatsoratra iry izay mety ho endriky ny fiarahamonina vokatry ny fisian' ny saranga. [2.285]
3Ho velabelarina mandritra ny fiofanana ny fanoratana misy famoaboasana, ny tantaran’ny famoaboasana, ny mampiavaka ny fanoratana misy famoaboasana... [4.56:2017/04/25]
Morphology 
Simple : famoaboasana, famoaboasako, famoaboasanao, famoaboasany, famoaboasantsika, famoaboasanay, famoaboasanareo, famoaboasan', famoaboasan-, famoaboasam-, famoaboasa-
Prefixed : -pamoaboasana, -pamoaboasako, -pamoaboasanao, -pamoaboasany, -pamoaboasantsika, -pamoaboasanay, -pamoaboasanareo, -pamoaboasan', -pamoaboasan-, -pamoaboasam-, -pamoaboasa-

Updated on 2020/07/31