Entry | 1 famiravirana |
Root | 2 viravira |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fikitakitana, fanaovana ratsy fitondra: Nampangoraka ny famiraviran' ilay renikeliny azy Fandraidraisana befahatany, famozafozana: Nentin-katezerana izy ka tsy hay lazaina ny famiravirany ny satroko teo akaikiny Fandrirodrirotana: Endre izany famiraviran' ilay alika ny akohonay |
Updated on 2024/12/11 |