Entry | 1 fameriny |
Root | 2 verina |
Part of speech | 3 noun famerina and pronoun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ny vola madinika averina amin' ny vola omen' ny mpividy raha vola tsy vaky mihoatra noho ny vidin' ilay entana no nomeny |
Examples |
5 Folo taona lasa izay, hoy ny fameriny ny teniny, sady nanao dian'olona toa very hevitra izy. [2.324#] |
Vocabulary |
6 Economy: trade |
Updated on 2024/12/11 |