Entry famerezana (very)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana izay hahatonga andevo; fampahantrana [1.1]
Explanations in French L’action de réduire en esclavage, de ruiner, de perdre, le moyen, le lieu, la cause [1.3]
Examples Ny famoanana, ny fampinomana sy ny famerezana olona sy ny famonoana noho ny heloka vita no zavatra misongadina indrindra amin' ny fanavaozana ny fitondram-bahoaka [2.366]

Updated on 2023/01/06