Entry fameperana (pepetra (petra))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanafatrafarana, fandidiana: Tsy mitsahatra ny fameperan-dreniny an' ireo voalavo kely roa lahy mba tsy hivoaboaka [1.1]
Explanations in French La recommandation, l’injonction, la commission [1.3]
Examples Raisin' ny Fanjakana ho adidy ny fandraisana ny fepetra ilaina amin' ny fampandrosoana ara-tsaina ny isam-batan' olona ka tsy misy fameperana afa-tsy ny fahaizan' ny tsirairay. [1.320]

Updated on 2023/01/06