Entry (1/2) | 1 famazivazy |
Root | 2 vazivazy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mamazivazy, manao vazivazy |
Explanations in French |
5 [1.3#822] Ce qu’on peut ridiculiser, manière de se moquer |
Entry (2/2) | 6 famazivazy |
Root | 7 vazivazy |
Part of speech | 8 adjective |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Azo vazivazìna |
Examples |
10 ka tonga famazivazy sy fandatsan' ny olona aho, noho ny aminao. [2.996#] |
Anagrams | 11 |
Updated on 2025/01/21 |