|
|
|
|

Entry1  famariparitana
Root  2  fariparitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [2.118] échelle (en cartographie)
Examples  5  Kanefa tsy nitsahatra teo amin' ny famariparitana ny mety sy ny tsy mety fotsiny ny fahendren' ny olombelona, fa mbola nitatra tamin' ny fahaiza-mampiasa ireo zava-misy manodidina azy koa. [2.285#]
6  Satria ny fanajariana ny tany dia tsy hoe hanova fotsiny ny famariparitana ny toerana, fa hitondra koa endrika fampandrosoana mampifandrindra ny fahasamihafana sy ny firaisan' ny Malagasy. [4.27#]

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/21