Entry | famantsy | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza toetr' olona fetsy sady kinga aoka izany amin' ny fahitana hevitra na tetika [1.1] | |||
Explanations in French | Un fin matois, un roué, un politique habile, un madré, quiconque excelle dans son genre [1.3] | |||
Examples | Ka misy vola fadin-tseranana arivo mahery nozaraina toy izany, ka hoy ilay famantsy ahy amin' ny marika : " Avelao hozaraiko, ka raha misy diso na varirairenty aza dia izaho no mameno.
[1.437] | |||
Compound words |
| |||
Updated on 2023/08/19 |