|
|
|
|

Entry1  famantanana
Root  2  vantana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fandehanana mahitsy mankany... fanitsiana, fahatongavana tsy mivilivily, fandehanana tsy misy mitana
Toerana faleha avy hatrany: Atỳ aminay no famantanan'i dadatoa isaky ny miakatra

Anagrams  5 

Updated on 2025/01/21