Entry | famadihana (vadika) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Fanaovana zavatra hiamboho, na hivadika ka ny ambony lasa ambany Fampisehoana ny ila na lafiny tsy mbola niseho: Ianao no hampiandraiketina ny famadihana ny boky Fiovan' ny olona nitokisana nanjary mpamely na fahavalo: Ny famadihana tanindrazana no isan' ny heloka bevava indrindra Fomba arahin' ny foko malagasy sasantsasany ho mari-panajana ny Razana sy fangataham-pitahiana aminy. Misy karazany roa ny famadihana: -- fitondrana ho ao am-pasan-drazana ny taolambalon' ny olona maty tany an-tany lavitra nalevina tamin' ny fasana aniritra fotsiny; -- famonosan-dambamena isaky ny dimy, fito na folo taona, ireo maty milevina ao amin' ny fasan-drazana [1.1] | ||||
Explanations in English | The act of turning something over; treachery, treason The "turning of the bones" of the dead [1.7] | ||||
Explanations in French | L'action de retourner [1.3, 1.8] | ||||
L’action de chavirer, de trahir, le lieu, le temps, la cause Action de transporter les morts dans un autre tombeau [1.3] | |||||
Trahison "retournement" des ossements des ancêtres [1.8] | |||||
Examples |
| ||||
Titles | |||||
Quotes | Texts mentioning famadihana | ||||
Updated on 2023/08/12 |
![]() |