Entry faleha (leha)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny lalana na ny toerana andehanana mandrakariva, na ny olona avenina mandrakariva: Any Ankadindambo no falehanay rehefa andro fitsangantsanganana ~ Ry dadabe no falehanay any Antsahafiraisana [1.1]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31