Entry fahotana (ota)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandikana ny didin' Andriamanitra, ota, heloka [1.1]
Explanations in English Sin [1.7]
Explanations in French Péché [1.8]
Examples 
1Fahotana mahafaty izany. [2.472]
2Inona no hevitr' i Dera momba ny fahotana? [2.4]
3Fa inona no iraisan' ny fahamarinana sy ny fahotana? [2.285]
Compound words 
Articles 

Anagrams 

Updated on 2023/07/10