Entry | 1 fahita (hita) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Hita matetika: Tsy fahita intsony itony lamba itony ankehitriny [1.1] |
Explanations in French |
4 Ce qui se voit habituellement, manière de trouver [1.3#251] |
Examples |
5 Zavatra tsy mba fahita loatra atý amintsika io. [2.499#] 6 Aizina no fanoratra mahazatra sy fahita matetika. [2.285#] 7 Sahalahala amin' izao ihany no fahita any aminay. [2.4#] |
Compound words |
|
Titles |
|
Anagrams | 11 fahita, fitaha, tafiha |
Updated on 2023/08/27 |