|
|
|
|

Entry1  fahiazana (hia)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Toetran' ny olona mahia (hahia, hahiazana) Loza ny fahiazan' itỳ zaza itỳ: hita mitrakitra-erỳ ny taolan-tratrany [1.1]

Anagrams  4  fahaizana, fahiazana, ifahazana

Updated on 2023/01/20