Entry fahavinirana (vinitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hatezerana, fahatezerana [1.1]
Explanations in French La colère, le courroux [1.3]
Examples Ary ny fahatezerana sy ny fahavinirana no hamaliako ny firenena izay tsy mihaino. [2.996]
Synonyms havinirana

Updated on 2023/01/06