|
|
|
|

Entry1  fahatsiarovana (tsiaro)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  fitamberenan' ny zavatra na olona hita na fantatra tamin' ny andro lasa ao an-tsaina indray: mbola velona ato ampoko ny fahatsiarovako an' i Neny
4  zavatra omena olona mba tsy hanadinoany ny tena, na ny toe-javatra iray niarahana: omeko anao itỳ boky itỳ ho fahatsiarovana ny niarahantsika niasa [1.1]
Explanations in French  5  la mémoire, le souvenir [1.3]
Examples  6  -- fahatsiarovana sisa no itadidiana ny fisian-dRainitoandro teo amin' ny fiainana fahiny. [2.470]
7  Antambo anankiroa tena hadinoko tanteraka taoa an' eritreritra ireo, ka nanorisory ahy fatratra ny fahatsiarovana azy tampoka. [2.471]
8  Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity. [2.472]
Compound words 
Titles 

Updated on 2023/08/11