|
|
|
|

Entry 1  fahateriterena
Root  2 teritery
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Examples  6  Ireo karazam-paneriterena na fahateriterem-piainana miseho amin' endriny samihafa dia mampivaona ny hairaha ka tsy hahatongavany amin' ny lafatra ambony indrindra tokony ho trany sady maha-tonga ilay "fikorontanana tsy tsaroana" izay manjary mahavery ny fifanentanan' ireo zava-mitambatra ijoroan' ny asa iray. [2.285#246]
7  Faly ambony ihany ny fanjakana vahiny isan-karazany nony nampahafantarina azy ny fahalalahan' ny fidirana aty Madagasikara sy noho ny lalàm-panjakana vaovao namoana ny fahateriterena rehetra indrindra ny mikasika ny fivavahana sy ny fihariana. [2.366#71]

Updated on 2026/04/19