Entry fahatelon-tanana
Elementary words fahatelo ; tanana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Lalàna araka ny fomban-tany malagasy mametra fa raha misy mpivady misaraka, ny ampahatelon' ny harin' izy mivady no anjaran-dravehivavy, fa ny an-droatokony kosa mijanona ho an-dralehilahy [1.1]
Vocabulary 
Proverbs 

Updated on 2023/06/12