|
|
|
|

Entry1  fahatanjahana
Root  2  tanjaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetra ananan' ny olona matanjaka; manana herim-batana (mitovy amin' ny hoe "taniaka" ihany): Mbola ao anatin' ny taonan' ny fahatanjahana ianao izao, ka mahaiza manararaotra izany amin' ny asa [1.1]
Synonyms  5  hatanjahana
Proverbs  6  Proverbs containing the word fahatanjahana

Updated on 2020/07/31