|
|
|
|

Entry1  faharoa (roa)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Mitana ny laharana manarakaraka ny voalohany: Ny février no volana faharoa amin' ny taona [1.1]
Explanations in French  4  deuxième, second, seconde [1.3]
Examples  5  Izay vao nanatona ilay faharoa. [2.4]
6  faharoa : misy sambo hitondranao azy ve? [2.471]
7  Nandefa tafika faharoa Andrianampoinimerina. [2.508]
8  Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa; [2.314]
Compound words 
Titles 

Anagrams  16  afaharo, ahafaro, faharoa, foahara

Updated on 2023/06/19