Entry faharihitra (rihitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra marihitra: Raha tianao hitombo ny harihitry ny feta, atao kelikely ny rano [1.1]
Synonyms harihitra

Updated on 2023/01/05