Entry (1/2) | 1 fahandro |
Root | 2 handro |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mahandro: Hainao ve ny fahandro sokatra? 5 Zavatra andrahoina: Aza dia manao be fahandro fa mandalo fotoan-tsarotra isika izao [1.1] |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word fahandro |
Entry (2/2) | 7 fahandro |
Root | 8 handro |
Part of speech | 9 adjective |
Explanations in Malagasy |
10 Azo handroina na andrahoina: Asa na fahandro io biby io na tsia [1.1] |
Anagrams | 11 fahandro, fandraho |
Updated on 2020/07/31 |