| Entry | 1 fahamendrehana |
| Root | 2 endrika |
| Part of speech | 3 noun |
| Morphology |
|
| Explanations in French |
6 la beauté, la dignité, la convenance, le mérite
[1.3#126] 7 éthique [1.66.fr#377] |
| Examples |
8 Mitovy fahamendrehana eo anivon' ny mpiara-belona ny olom-pirenena.
[2.114#14]
9 Koa na tsy ho manamboninahitra amin' ny grady aza ialahy, dia ho manamboninahitra amin' ny fahamendrehana. [2.643#196] 10 Ary aoka ny fahaiza-miasa sy fahamendrehana manoloana ny kolikoly tsy ananana ahiahy mihitsy no hasehon' ireo vondron' asa roa ireo. [4.27] |
| Vocabulary | 11 Philosophy |
| Synonyms | 12 hamendrehana |
| Updated on 2026/04/22 |
|