|
|
|
|

Entry1  fahaleovantena
Elementary words  2  fahaleovana, tena
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1#194][fahaleovan-tena] Fahafahana mizaka tena ka tsy fehezin' ny hala na miankin-doha amin' ny hafa intsony
Explanations in English  5  [1.7][fahaleovan-tena] independence
Explanations in French  6  [1.8][fahaleovan-tena] indépendance
7  [1.5#191] indépendance
Examples  8  [2.472] nahazo fahaleovantena i Madagasikara.
9  [2.4] Nanara-tsisiny dia nanapaka ny Araben' ny fahaleovantena izahay.
10  [2.503] Adidy masina sady voajanahary tahaka ny fiahiam-bady aman-janaka ny fiarovana ny tanindrazana sy ny firenena ary ny fahaleovantena, ka tsy politika
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Compound words 

Updated on 2024/12/07