Entry fahalavirana (lavitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny fahalaviran' ny sekoly
Elanelana: Ohatrinona ny fahalaviran' i Toamasina sy Vavatenina [1.1]
Synonyms halavirana ~ halavitana

Updated on 2023/02/03