Entry | 1 fahaizana |
Root | 2 hay |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Zavatra hay, fantatra: Olona be fahaizana, hono, iny tovolahy iny Fahalalana voafototra ary ara-tsaina mikasika zavatra iray: Ny fahaizana momba ny marika Fahafahana manao zavatra: Ny fahaizana mamaky teny sy manoratra Hakingana: Nampiseho fahaizana lehibe izy tamin' izany raharaha izany Fitambaran' ny fahalalana takatry ny sain' ny olombelona mikasika ny zavaboary, ny lalàna mifehy ny zavaboary, sns., izay hitan' ny olo-mahay ombieny ombieny, ka mahatonga ny fiainan' ny taranak' olombelona handroso hatrany: Na manao ahoana na manao ahoana, tsy hahafoana an' Andriamanitra akory ny fahaizana satria ny zavatra nataon' Andriamanitra ihany no dinihiny sy fakafakainy. |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] ability 6 [1.2] cleverness, competency to do anything. Sometimes pronounced fahahaizana. 7 [1.7] skill |
Explanations in French |
8 [1.8] capacité, habilité 9 [1.13] savoir |
Examples |
10 Hay ny fahalalana sy ny fahaizana mety miray dia amin' ny halozana! [2.472] 11 Tsy mahay taratasy I Lidy ary tafatsatoka tao an-tsainy ny lanjan' ny tsy fahaizany. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles |
Anagrams | 23 fahaizana, fahiazana, ifahazana |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |