|
|
|
|

Entry 1  fahafantarana
Root  2 fantatra
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  6 action de connaître, de savoir [1.5]
Examples  7  Mba lalina izany fahafantaranao ahy izany! [2.471#23]
8  Araka ny fahafantarany sy fahitany matetika dia mpivady vao ampakarina ihany no mahazo posy sy filanjana. [2.470#52]

Updated on 2026/04/19