|
|
|
|

Entry1  fadiranovana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  enti-milaza olona alana faditra amin'ny ovana, izany hoe olona tra-pahoriana na mampalahelo izaitsizy; mahantra fara fahoriana [1.1]
Explanations in French  4  infortuné, misérable au dernier point [1.3]
Examples  5  Sady tamin' izay, hono, izy, nisento lalina tahaka ireny olona fadiranovana fatratra ireny. [2.472]
6  Na ny mahantra sy fadiranovana aza, nefa mponina ao, dia vonona amin' ny vorokitsainy sy ny bemirainy, ny tsihy hisatra ananany sy ny baoritra notsimponiny tetsy sy teroa. [2.470]
Derivatives 
7  Adjectives :
Other spellings  8  fadirana
Elementary words  9  fadirana, ovana

Updated on 2023/10/26