Entry fadintseranana
Elementary words fady ; seranana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [ fadin-tseranana ] Haba aloa eo amin' ny seranana amin' ny entana midina eo [1.1]
 Vola alaina amin' ny varotra atao amin' ny seranana na amin' ny zavatra mandalo eo aminy. (anarana nomen-dRadama rainy io, izay mifanaraka amin' ny fomban-tany efa nisy taloha ihany satria, fahiny, raha namono omby teo an-tokotanin' olona, ohatra, dia nomena ny tompon' ny tokotany ny fadiny) [1.1]
Explanations in English [ fadin-tseranana ] Customs dues. [1.2]
Explanations in French La douane, les douanes [3.1]
Examples 
1Ary raha ny fadin-tseranantsika roa tonta hampitovina [2.366]
2ny fadintseranana rehetra aloan' ny vahiny dia tsy aloa vola fa aloa basy sy vanja. [2.508]
3|Fametrahana ny zo fampiharana ny fifanarahana ara-padintseranana amin' ny olon-kafa mpitazona ny entana mba hanerena azy ireo hanatanteraka [1.384]
4koa izay nanaiky handoa: vola be indrindra, dia izy no notendrena ho mpamory ny hetra sy mpandray ny fadintseranana ambara-pahatapitr' izany taona izany. [1.38]
5Asehon' ny fanadihadiana samihafa, natao vao haingana fa ny sehatra tena isian' ny fahalovana dia ny fiadidiana ny Fadintseranana, ny Fitsarana, ny Polisim-pirenena sy ny Zandarimariam-pirenena, ny Sampan-draharaha misahana ny fananan-tany – izay eo ambany fiandraiketan' ny Fanjakana mivantana avokoa. [4.27]
Morphology 
Simple : fadintseranana, fadintseranako, fadintserananao, fadintseranany, fadintseranantsika, fadintserananay, fadintserananareo, fadintseranan', fadintseranan-, fadintseranam-, fadintserana-
Prefixed : -padintseranana, -padintseranako, -padintserananao, -padintseranany, -padintseranantsika, -padintserananay, -padintserananareo, -padintseranan', -padintseranan-, -padintseranam-, -padintserana-
Articles 

Updated on 2023/06/19