| Entry | 1 ezahina |
| Root | 2 ezaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Henjanina; hinjirina: Ezaho ny sandrinao; ezaho ny mahazaka
9 Atao am-paharisihana, am-pikelezana aina: Noezahiny ny toto variny ka tsy ampy toy inona dia fotsy [1.1] |
| Explanations in English |
10 to be done with energy and determination
[1.7] |
| Explanations in French |
11 qu'on fait avec ardeur
[1.8] |
| Anagrams | ezahina, 12 hezaina |
| Updated on 2026/04/19 |
|