|
|
|
|

Entry (1/3) 1  etona
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  17 setroka
18 Gaza avy amin' ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indray [1.1, 1.78]
Explanations in English  19 vapor, smoke, steam [1.7]
Explanations in French  20 fumée, vapeur [1.3, 1.8, 1.5]
21 chaleur suffocante, étouffée
22 odeur forte, parfum qui se répand au loin [1.3]
23 gaz [1.5]
Examples  24  Tamin' izany fotoana izany, kitay hazo no nitanehan-drano nahazoana etona hampandehanana ny milina. [2.472#67]
25  Tsentsina ny orona, isaky ny fofonaina mivoaka sy miditra, sahala amin' ny mampakatra etona manempotra any an-kandrina sy any amin' ny atidoha any. [2.4#97]
Analogs  26  fofon-drano
Combinations  27  8 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word etona

Entry (2/3) 28  etona
Part of speech  29  noun
Explanations in French  30 (vapeurs, exhalaisons et, par extension, odeurs fortes, parfums capables de se répandre au loin). Nom des plantes qui dégagent une odeur très forte. [1.196]
Vocabulary  31  Botany

Entry (3/3) 32  etoña
Part of speech  33  noun
Explanations in Malagasy  34 [Antambahoaka] lalana, lalan-kely [1.78]
Synonyms  35 hetona

Anagrams  36 aneto, etona, etoña, 37 oteña, 38 tenao

Updated on 2026/08/13