Entry espaniola
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Espaina: Olona mafana ra ny Espaniola
Mikasika an' i Espaina, an' i Espaina na avy any Espaina: Manara-ba mailamailaka izay ny dihy espaniola [1.1]
Vocabulary 
Origin French: espagnol.
Analogs  Espaina

Updated on 2020/07/31