|
|
|
|

Entry 1  esorina
Root  2 esotra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Alana amin' ny toerana misy azy: Esory itỳ vatankazo itỳ fa manakan-dalana
9 Ahana, alana: Roanjato no nesoriny tamin' ny karamako
10 Roahina, alana amin' ny raharaha: Nesorin' ny fanjakana ilay ben' ny tanana tatsy ananona fa nanodinkodina volam-bahoaka [1.1]
Explanations in English  11 to be removed [1.7]
Explanations in French  12 qu'on enlève, qu'on ôte [1.8]
Combinations  13  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word esorina
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 anesory, esorina, 16 Renisoa

Updated on 2026/04/21