|
|
|
|

Entry 1  esoina
Root  2 eso
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tebahina, atao tsinontsinona: Matetika esoin' ny mpanankarenany mahantra
9 Harabina, vazivazina, ihomehezana: Tsy handalo eo intsony aho, hoy ilay mandringa, fa esoin' ireo ankizy ireo ataony hoe / Raha mandringa daholo ny tongotrao roa, dia ho toy ny an' ny olondrehetra ihany ny fandehanao [1.1]
Explanations in English  10 to be scorned, to be mocked [1.7]
Explanations in French  11 dont on se moque, qu'on raille [1.8]

Anagrams  12 anesoy, esoina

Updated on 2026/04/19