Entry erikatra
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Manondro toerana somary lavidavitra ka manondro matimafy kokoa noho ny erỳ ary fampiasa indrindra amin' ny valin-teny: Aiza ianareo no mipetraka? Erikatra (sady tondroina ilay toerana) [1.1]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31